Friday, 04 September 2026
USD/MGA 4320EUR/MGA 5019
Madagasikara L’actualité de Madagasikara · WORLD EUROS
Nº 55 Friday, 04 September 2026
À la une

Toamasina renivohitra sy Analanjirofo : Mijoro ny « Fanilon’ny Fanavaozana an’i Madagasikara »

Toamasina renivohitra sy Analanjirofo : Mijoro ny « Fanilon’ny Fanavaozana an’i Madagasikara »
Médias: Midi Madagasikara

Ny sabotsy folakandro teo no najoro teto Toamasina ny fikambanana « Fanilon’ny Fanavazana an’i Madagasikara » na ny FFM. Natomboka tamin’ny fanaovana filaharambe niainga teo amin’ny fiangonana masindahy Paoly Mangarivotra ny hetsika, ary nifarana tao amin’ny kianja mitafon’i Toamasina, teo amin’ny kianja monisipaly teo aloha. Tonga teto Toamasina mihitsy ny filoha nasionalin’ny FFM, Atoa Ravelojao

Tout voir — Midi Madagasikara →

Agrégé depuis les principales rédactions du pays. Chaque article renvoie à sa source originale.