Saturday, 05 September 2026
USD/MGA 4323EUR/MGA 5021
Madagasikara L’actualité de Madagasikara · WORLD EUROS
Nº 56 Saturday, 05 September 2026
À la une

Ambohijatovo : Mpanao gazety naratra mafy voadonan’ny fiara

Ambohijatovo : Mpanao gazety naratra mafy voadonan’ny fiara
Médias: Midi Madagasikara

Izy hanatontosa ny asany andavan’andro ka nandeha fiara fitateram-bahoaka no nitranga ny olana raha niala izany. Nisy fiara nandona raha vao nidina kely ilay taxi-be. Naratra mafy ilay mpanao gazety, talen’ny famoahana eo anivon’ny fahitalavitra iray eto an-drenivohitra. Nentina faran’izay haingana tany amin’ny toeram-pitsaboana mba ho fanavotana ny ainy. Mikorotana hatrany ny fifamoivoizana eo an

Tout voir — Midi Madagasikara →

Agrégé depuis les principales rédactions du pays. Chaque article renvoie à sa source originale.