ENSP Ivato : Polisimpirenena nahazo galona vaovao
Notontosaina ny zoma teo teny amin’ny Sekolim-pirenena Ambony ho an’ny Polisy (ENSP), Ivato ny fametrahana galona polisy. Nisy tamin’ireo no niakatra ho Lehiben’ny Kaomisarian’ny Polisy, Kaomisera Polisy kilasy voalohany, ary manamboninahitry ny Polisy roa. Ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka, Inspecteur Général de Police Erick Michel, no nitarika ny lanonana. Nanatrika izany ihany koa ny Minisitry
Tout voir — Midi Madagasikara →Agrégé depuis les principales rédactions du pays. Chaque article renvoie à sa source originale.







